Testo Mbola Hiverina Aho

Testo Mbola Hiverina Aho

Lazaiko anao androany fa tsy sitrapoko

Fa lalan'ny fiainana anie izany

Ka aza tomany

Ankehitriny moa, tsy maintsy mandeha aho
Fa noho ny fitiavako anao ihany anie

No anaovako izao



Bridge: Mba hampisy fahasambarana



Ref: Isaky ny mahita ny endrikao aho dia te hiteny

Hoe tsisy ohatranao raha mbola ety an_tany

Nefa tsy afa_manoatra aho androany

Fa tsy maintsy mandeha

Aza manahy, ny foko ho atokako ho anao

Ho mandrakizay



Aza omena tsiny fa lehilahy ny tena

Mety ho tratran'ireo fakam_panahy ihany

Eny ho eny

Fa ireo nofintsika hatramin'izay

Ho tohizana sy ho tanterahintsika ihany

Fa aza manahy



Bridge: …

Ref: …

… no fetra iarahntsika roa

Ka na ho faty aza isika mbola hiaraka

Ho doria

Ref: …
Testi Anjaka